Teny iditra | 1 be tenda |
Singan-teny | 2 be, tenda |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
tendana 5 [1.1] enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] (betenda) Strong-voiced, gluttonous. 7 [1.7] a glutton |
Tovy hevitra | 8 tenda an-kanina, tenda be |
Fivaditsoratra | 9 be tenda, tendabe, tenda be |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |