|
|
|
|

Teny iditra1  bevava
Singan-teny  2  be, vava
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  basivava [Taisaka] [1.78]
5  basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Tanala] [1.78]
6  (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  bavard [Taisaka] [1.82]
Tovy hevitra  9  be taim-bava
Tsipelina hafa  10  be
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05