Teny iditra (1/3) | 1 bitsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 10 bitsika |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Kely dia kely, pitiny kely |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2#92] same as bitika, boritika, etc. |
Teny iditra (3/3) | 14 -bitsika |
Sokajin-teny | 15 endritenin' ny hoe vitsika |
Ohatra |
16 Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika [1.357#98] 17 Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44] |
Fivaditsoratra | 18 abitsik, bitsika, -bitsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |