|
|
|
|

Teny iditra1  bokala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka] vomanga
4  [1.13] karazana hanin-kotrana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] sweet potatoes. (Prov.) See batata, vomanga.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.82] [Taisaka] patate
7  [1.13] patate douce
8  [1.196] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Betsileo]
9  [Bara]
10  [Mahafaly]
Voambolana  11  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  12  bageda, batata, bele, mbizo, vomanga
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  balako, bokala, bôlaka, kalabo, lobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21