Teny iditra bona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fofon-jabora na menaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] for boka, and bohaka [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra boña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] vovoka [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] fiparitahana (vovoka, ets) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra bona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] tsihy solom-bodofotsy na firakotra [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] natte servant de couverture pour la nuit [Deschamps 1936]

Teny iditra bona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Tanala] (de bona : graisse ou suif employés comme pommade pour les cheveux). Arbre indéterminé dont les graines fournissent une matière grasse particulièrement appréciée pour la préparation de ces pommades (Myristicaceae ?). [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31