Teny iditra (1/4) | 1 bona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fofon-jabora na menaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 for boka, and bohaka [Provincial]
[1.2] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 6 boña |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 vovoka [Tambahoaka]
[1.78] 9 fiparitahana (vovoka, ets) [Sihanaka] [1.78] |
Teny iditra (3/4) | 10 bona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 tsihy solom-bodofotsy na firakotra [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 natte servant de couverture pour la nuit [Taisaka]
[1.82] |
Teny iditra (4/4) | 14 bona |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (de bona : graisse ou suif employés comme pommade pour les cheveux). Arbre indéterminé dont les graines fournissent une matière grasse particulièrement appréciée pour la préparation de ces pommades (Myristicaceae ?). [Betsileo]
[1.196] 17 [Tanala] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 19 -bano, bano, bona, boña, -bano, bano, bona, boña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |