|
|
|
|

Teny iditra1  Citrus    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voasarimakirana marikivy izaitsizy
4  [voantolongo#mg.n~voantolongo Citrus medica]
5  [voantolongo#mg.n~voantolongo]
6  [voasarimandina#mg.n~voasarimandina Citrus nobilis]
7  [mandarina#mg.n~mandarina Citrus sinensis]
8  [voasary#mg.n~voasary]
Voambolana  9  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
10  Citrus aurantifolia  matsitso, soa, tsirebika, voantolongo, voasarimakirana, voasarimamy, voasarimandina, voasarisoa, voasary
11  Citrus aurantiifolia  angy, besenta, hangy
12  Citrus aurantium  voangikely, voatolongo
13  Citrus aurantium var. dulcis  laoranjy
14  Citrus aurantium var. sinensis  laoranjy
15  Citrus aurantium x subsp. amara  matsioka
16  Citrus bergamia  bergamaoty
17  Citrus bigaradia  voangimafaitra
18  Citrus decumana  voahangibe
19  Citrus depressa var. voangasay  voangasay
20  Citrus grandis  angibe, hangibe, papelimosy, pilionosy, tremo, voahangibe, voasaribe, voasarihangibe
21  Citrus hystrix  voangabe, voangibe
22  Citrus media  voamandina
23  Citrus medica  voantolongo
24  Citrus medica   voasarimandina
25  Citrus medica subsp. Bajoum  tolongo
26  Citrus medica subsp. bajoum  tsilongo, voatsilongo
27  Citrus nobilis  mandarina
28  Citrus sinensis  voasary

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15