|
|
|
|

Teny iditra1  didiko fe lehibe (didy)
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao 4  Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Tovy hevitra  5  didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31