| Teny iditra | 1 dimy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
5 [Provincial] limy is used in the provinces [1.2] 6 five [1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 cinq
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
8 5
9 V [3.1] |
| Ohatra |
10 Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.
[2.470#185]
11 Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471#55] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 35 limy |
| Kamban-teny rehetra | 36 Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
38 run="manisa" label="manisa" /> 39 run="arithmetic?op=a" label="addition" /> 40 run="arithmetic?op=m" label="multiplic" /> |
| Lahatsoratra | 41 run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Fivaditsoratra | dimy, 42 midy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|