|
|
|
|

Teny iditra 1  dimy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
5 [Provincial] limy is used in the provinces [1.2]
6 five [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 cinq [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  8 5
9 V [3.1]
Ohatra  10  Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470#185]
11  Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471#55]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  34  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  35 limy
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny how dimy
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  38  Ny isa
39  Fifanampiana
40  Fampitomboana
Lahatsoratra  41 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  dimy, 42 midy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07