Teny iditra (1/4) | 1 dina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fanambarana ampahibemaso, fianianana [Taimoro]
[1.78] 4 Fanekena nifanarahana, teny nifanekena: Manao dina fa tsy hivadika. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a declaration, a public or solemn protestation before heaven and earth (Prov.) [1.2] 6 charter [1.470] 7 a convention or charter agreed on by a group [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 convention faite par les membres d'une société, d'un vollage, d'une caste. etc. [1.3#105] 9 chartre [1.470] 10 convention ; voeu. [Tankarana] [1.19] 11 convention faite par un groupe [1.8] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/4) | 15 dina |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 sazy [Bezanozano]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 a fine, a penalty, a forfeit, a mulct, especially imposed for the non-performance of a contract or for neglect of a public order [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 amende pour violation de contrat ; infraction à une loi [Tankarana]
[1.19] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 22 dina |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 fanarian-drano an-dakana, dinaka [Sihanaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 25 dina |
Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
27 not entire [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 29 dina, Inda |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17 |