|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dinika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  anything small, minute detail [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  petitesse, ténuité [1.3#106]
Sampanteny 
6  Anarana :
7  Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)8  dinika
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
11  Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
13  careful examination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  examen, consultation [1.8]
Ohatra  15  Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245]
16  Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296]
Voambolana  17  Filôzôfia
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
22  Mpamaritra :

Teny iditra (3/4)23  dinika
Fototeny  24  dika
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  26  voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3#103]
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :

Teny iditra (4/4)31  dinika
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34  chewing the cud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35  rumination [1.8]
Voambolana  36  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
37  Matoantenin' ny mpanao :
38  Anarana :

Fivaditsoratra  39  dikina, dinika

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23