|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
4  Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
6  stubbornness, obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  entêtement; obstination dans le mal [1.8]
8  bêtise [1.13]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny ditra io

Teny iditra (2/2)18  ditra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  tanimanga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21  argile [1.13]
Voambolana  22  Haibolantany
Haiendriteny 
23  Tsotra :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11