|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -dray
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray
Ohatra  3  Izy no Day tian-dray mamin-dreny. [2.245]
4  izaho niera tamin-dray aman-dreny. [2.69]
5  Velon-dray aman-dreny, tsy manjaka! [2.298]

Teny iditra (2/3)6  dray
Sokajin-teny  7  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany !
9  [1.1] Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray: Dray! mahafinaritra izany fiposahan' ny masoandro avy any ambadiky ny tendrombohitra toa memy afo mivaivay
Tsipelina hafa  10  adray, adrey, drey, endrey

Teny iditra (3/3)11  dray
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] [Sakalava] a kind of fan-palm. Same as mokoty
Voambolana  14  Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  15  mokoty

Fivaditsoratra  16  dary, -dray, dray, dria, rady

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08