Teny iditra (1/3) | 1 -dry |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ry |
Ohatra |
3 Naleviny any amin-dry zareo any [2.606#221] 4 Farany, iry ery ny tranon-dry Dada! [2.356#76] 5 Ny Mathilde koa no efa niondranan-dry Mr. Johns nankany Morosy [2.649] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 dry |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 maina, mangentana 10 mandevin-tsaina 11 manasatra (lahateny, ets.) [1.17.mg#33] 12 karankaina: dry and desolate (of land) 13 ngazana: dry and barren (of the soil) [1.7] |
Teny iditra (3/3) | 14 dry |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 manamaina, mihamaina [1.17.mg#33] |
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30 |