|
|
|
|

Teny iditra1  efapolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] Forty
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] Quarante
Isam-pirenena  5  [3.1] 40
Ohatra  6  [2.4#76] efapolo no natsipiko teo.
7  [2.996] Dia nandry efapolo taona ny tany.
8  [2.472] Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Singan-teny  10  efatra, folo
Sampanteny 
11  Tambinteny :
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa
Lahatsoratra  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21