|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  erinerina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny toerana mora tazana eny ankavoana
4  Fipetraka na fihaminkamina eo amin' ny toerana avo sy talaky maso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  visibilité, évidence [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11  erinerina
Fototeny  12  erina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [duplicatif fréquentatif] [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31