|
|
|
|

Teny iditra1  etsaketsahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Velezina mafy sy an-kisesy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#132] qu'on frappe à coups redoublés
Fototeny  5  etsaketsaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  etsaketsahina
Mpanahaka  11  dobohana, dobofana, vangoana, darofana, galamoina, tonafana, donafana, goanana, fetsahina, latsafana, latsahana, dinahina, lakasina, alakasina, lazoina, fetrehina, doanana, havokavohana, havohana

Fivaditsoratra  12  anetsaketsaha, etsaketsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21