Teny iditra (1/3) | 1 fafa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] sweeping, cleaning off. See faoka. 5 [1.7] the act of sweeping |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#136, 1.8, 1.82] action de balayer 7 [1.82] [Taisaka] action d'asperger, d'essuyer 8 [1.196] (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). |
Ohatra |
9 Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [2.529] 10 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 19 fafa |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
hazo fisaka |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.82] [Taisaka]
planche |
Teny iditra (3/3) | 23 fafa |
Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.78] badalela [Taisaka]
26 [Antambahoaka] 27 [Antemoro] 28 [Bara] mibadabada, miambatrambatra [Taimoro] miraikidela [Tambahoaka] |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.82] [Taisaka]
bègue 30 [1.19] [Tankarana] qui bégaie. (vava). |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |