Teny iditra | 1 fahalavirana |
Fototeny | 2 lavitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina |
Tovy hevitra | 5 halavirana, halavitana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |