|
|
|
|

Teny iditra1  fahatsarana
Fototeny  2  tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] excellence; goodness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] excellence; bonté
Ohatra  6  Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra [2.529]
7  Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. [1.353#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Tovy hevitra  10  hatsarana

Fivaditsoratra  11  fahatsarana, faratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21