|
|
|
|

Teny iditra1  fahiny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [iny, that.] Formerly, in times past, at that time.
Singan-teny  5  faha~, iny
Mpanahaka  6  taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' imanareza

Fivaditsoratra  7  afihin, fahiny, fanihy, fiahin, fihany, fihina, hafiny, hanify, nafihi, nahifi, nifahy, nihafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11