|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taloha
Sokajin-teny  2  ny lasan' ny mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] before, formerly, former.
5  [1.7] before
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] avant (temps passé)
Ohatra  7  [2.4] Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha.
8  [2.117] taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka.
Voambolana  9  Fotoana
Singan-teny  10  t~, aloha
Mpanahaka  11  fahiny, fahizay, fahizany, fahagola, fahagolantany, tany ambadik' i manareza

Teny iditra (2/2)12  taloha
Sokajin-teny  13  ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] formerly
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.8] autrefois
Voambolana  16  Fotoana
Fototeny  17  aloha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  20  hatola, talaho, taloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21