|
|
|
|

Teny iditra1  fakam-panahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] tentation
Ohatra  5  [2.5#] Mandositra ny fakampanahy aho!
6  [2.499#] Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako?
7  [1.38] Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika
8  [2.356#] Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary
Singan-teny  9  faka, fanahy
Tovy hevitra  10  fitaoman-dratsy
Mpanahaka  11  fitaoman-dratsy
Lahatsoratra  12  Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13  fakam-panahy, hampifanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21