|
|
|
|

Teny iditra1  fakam-panahy
Singan-teny  2  faka, fanahy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny ilazana ny fitaomana ataon' ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy: Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namilivily ny volam-bahoaka
Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena: Fakam-panahy lehibe ho azy io zava-pisotro eo ambony latabatra io
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] tentation
Ohatra  6  Mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
7  Hahatohitra ny fakampanahy ve hianao rahavako, ka hahandry ny fiverenako? [2.499#]
8  Fa na inona na inona no hevitra momba izany, dia hita mazava fa ao ny fakampanahy mamely antsika [1.38]
9  Voan' ny fakampanahy ny sasany ka nangalatra ny volan' ny namany hividianany mokary [2.356#]
Tovy hevitra  10  fitaoman-dratsy
Mpanahaka  11  fitaoman-dratsy
Lahatsoratra  12  Randzavola: fakampanahy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  13  fakam-panahy, hampifanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21