|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famelomana
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanomezana aina indray: Famelomana ny maty
5  Fiahiana, fikarakarana: Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo
6  Fampanenoana: An' iza na fomelomana lakolosy anio?
7  Fampirehetana: Tsy sarotra ny famelomana afo raha maina tsara ny kitay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  l'action de nourrir, d'entretenir, de sauver, d'allumer, d'arranger, le moyen, le lieu, le temps [1.3#824]
9  alimentation, amorçage [1.13]
Ohatra  10  Nanorne vola ariary izahay, ho fanampiana amy ny famelomana ny zaza kamboty. [2.59]
11  Ireo no latsa-poitra avy amin' ny velona: famelomana ankohonana, fanajana ny masina. [2.245]

Teny iditra (2/3)12  famelomana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  (de famelona et mana : action de posséder ; qui possède la propriété de pousser rapidement. Arbre à croissance rapide). Gambeya boiviniana (Pierre) Aubreville (Sapotaceae). Voir famelona. [Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17  famelomana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  (de famelona et mana mis pour manana, qui possède, donc qui possède la vie ; cette plante a une racine tubéreuse et repousse facilement après les feux de prairie). Rumex crispus L. (Polygonaceae). Les racines, riches en tanins sont employées en tannerie et en teinturerie. Les feuilles, bien que très acides, peuvent être consommées comme légume. Les racines écrasées servent aussi à préparer une décoction concentrée contre la gale (en lotions externes). [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14