|
|
|
|

Teny iditra1  fanalana andro
Singan-teny  2  fanala, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]
5  Mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07