|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanandroana
Fototeny  2  andro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes
Ohatra  6  Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9]
7  Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110]
Lohateny  8  Boky fanandroana malagasy (Randria Max)
9  Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima)
10  Fanandroana Anakara-taimoro (Kasanga Fernand)

Teny iditra (2/2)11  Fanandroana
Zana-dohateny  12  fianarana manisa andro malagasy
Singan-teny  13  fanandroana, fianarana, manisa, andro, malagasy
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15  Rabesata Arima
Mpanonta printy  16  , 2000/01. Haavony: 21cm. Ambainy: 15cm. Takila: 60

Fivaditsoratra  17  fanandroana, Fanandroana, nandarofana, nandraofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08