Teny iditra (1/3) | 1 fandrana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady 4 [1.13] lakan-drano vita amin'ny hoditry ny fandrana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] shrubs, from the stems of which gutters for carrying water over depressions of the ground are made, hence, an aqueduct |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#145] Le palmier employé comme canal pour l'écoulement des eaux; tout bois qui sert d’aqueduc ou de canal 7 [1.13] canal |
Teny iditra (2/3) | 8 fandrana |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
zavamaniry lava ravina fanaovana tafo 11 [1.1] [Betsimisaraka] Karazan-kazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin' ny an' ny mananasy 12 [2.445] [Bezanozano] hazo maniry am-petsapetsa ao an'ala ao, avo, manana raviny misy rirany feno tsilotsilony mitovitovy amin'irony ravimananasy irony tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] [Provincial]
shrubs. Two or three species are known by this name, from which a kind of potash is obtained. The leaves are used for thatching. Pandanus sp. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] [Betsimisaraka, Taimoro, Taisaka, Tanala]
(du batak : pandang) Nom général des Pandanus (Pandanaceae). Notamment : Pandanus concretus Baker ; Pandanus utilis Bory ; Pandanus edulis Thouars ; Pandanus madagascariensis(Gaudich.) Balf. f.; Pandanus rollotii Martelli ; Pandanus laxespicatus Martelli ; Pandanus vandamii Martelli & Pic. Serm.; Pandanus pervilleanus Solms (Pandanaceae). Le tronc de ces diverses espèces est utilisé pour faire des conduites d'eau notamment pour l'alimentation des rizières. On utilise aussi certains troncs de Palmiers aux mêmes fins. Toutes ces conduites d'eau végétales sont également dénommées fandrana, à l'exception de celles qui sont faites avec des bambous qu'on appelle volosy. Les feuilles servent souvent pour faire des toitures. On brûle tiges et feuilles après séchage pour obtenir des cendres utilisées comme lessive. Celles des espèces littorales sont riches en soude (carbonate de sodium). Les fruits de certaines espèces, surtout Pandanus edulis, sont recherchés par les enfants qui en sucent le jus ; mais ils sont trop fibreux pour être réellement comestibles (voir fandra |
Ohatra |
15 [2.245#62] Azo anaovana sira ny fandrana dorana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 17 fandry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 21 fandrana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.196] [Sihanaka]
(de rana : venu d'au-delà des mers) Nom d'une variété de riz cultivée autour du lac Alaotra. |
Voambolana |
24 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 25 fanandra, fandrana, nafandra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |