|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefesana haambo
Singan-teny  2  fandrefesana, haambo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] nivellement
Tovy hevitra  6  fandrefesan-kaambo, lanja haambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16