|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanenitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] tétanos
Voambolana  5  Fahasalamana
Mpanahaka  6  tetanosy, tomboka

Teny iditra (2/4)7  fanenitra
Fototeny  8  tenitra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka
12  [1.7] a wasp
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#147, 1.8, 1.13] guêpe
Ohatra  14  [2.895#] nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
Voambolana  15  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  16  takolapanenitra, fangaraka
Mpanahaka  17  kitoka
Lahatsoratra  18  Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)19  fanenitra
Fototeny  20  tenitra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana

Teny iditra (4/4)23  fanenitra
Fototeny  24  tenitra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1] Fomba entina manenitra, maneso, manaraby
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3#147] critique

Fivaditsoratra  28  fanenitra, nanefitra, natrefina, nifanetra, nirafetan

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02