Teny iditra | 1 fangarofana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action de fouiller, de sonder, l'instrument |
Fototeny | 5 haroka |
Tovy hevitra | 6 fangarohana, fiharofana, fiharohana |
Fivaditsoratra | 7 fangarofana, rangofafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |