|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fan~
Sokajin-teny  2  tovona
Fanazavàna teny anglisy  3  the commencement of modal and relative nouns from verbs in man- before vowels, or where the initial consonant of the root has been rejected, or strengthened, as fanaiky, and fanekena, from aiky, or eky; fandeha, and fandehanana, from leha; fanoratra, and fanoratana, from soratra, etc. [Comp. Swa. fanya, to make to do.]
4  the commencement of many modal nouns from verbs in man- where there has been an elision or strengthening of the initial consonant of the root, as: famono, from vono; famaky, from vaky; famafa, from fafa; fambata, from bata; it is also seen in the relative nouns from the same, as famonjena, from vonjy, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en man-.
6  préfixe formant les substantifs verbaux ou relatifs de verbes en mam-: fambata, fambatama de bata; famototra, famotorana de fototra [1.3]
Haiendriteny 
7  Tsotra :

Teny iditra (2/4)8  fan
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10  fikopaka; sahafa; milina mampiditra na mampifofofofo rivotra [1.17]

Teny iditra (3/4)11  fan
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13  mikopaka; mampifofofofo; manaitra, mampafana fo [1.17]

Teny iditra (4/4)14  fan
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  olona mafana fo manohana na mankasitraka [1.17]

Fivaditsoratra  17  fan~, f~na

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/30