Teny iditra (1/5) | 1 farana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana itỳ tsihy itỳ |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the end, a limit |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 farany |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/5) | 13 farana |
Fototeny | 14 fara |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] to be scraped, to be loosened, as threads at the end of the warp. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/5) | 21 faraña |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.78] [Taimoro]
misalasala |
Teny iditra (4/5) | 24 farana |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.196] (le sens général de farana, c'est la fin, la terminaison ; mais en vannerie, c'est l'action de rogner les bouts, tout ce qui dépasse) Scirpus corymbosus L. (Cyperaceae) . Très utilisé en sparterie : nattes, soubika, etc. On s'en sert surtout pour les extrémités, pour la finition des ouvrages parce qu'il est solide, de long usage. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/5) | 29 Faràna |
Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
31 [2.996] Paran |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [2.996] Parân |
Voambolana |
33 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34 Toko sy andininy momba Faràna |
Fivaditsoratra | 35 afaran, fañara, farana, faraña, rafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |