Teny iditra |
fararano
(fara, rano)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana":
Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [Richardson 1885]
|
| the harvest, the harvest season [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | moisson; l'automne [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
lohataona ~
fahavaratra ~
ririnina |
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|