Teny iditra lohataona (loha, taona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy springtime [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay printemps [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina
Ohatra 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [Dahle: Angano]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [Ndemahasoa: Antakay, takila 8]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31