Teny iditra fahavaratra (varatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The rainy season, the summer. [Richardson 1885]
 summer, the thunderstorm season [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'été austral, la saison des temps orageux [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  lohataona ~ fararano ~ ririnina
Ohatra 
1Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 180]
2Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 21]
3asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [Dahle: Angano, takila 240]
Teny nalaina 

Teny iditra Fahavaratra
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Ratsifandrihamanana: Fahavaratra
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19