Teny iditra farasisa (fara, sisa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases. [Richardson 1885]
 syphilis [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay syphilis [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ fiandry ~ fifia ~ vania
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31