|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Toamasina
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.471] Tsy mihoatra an' toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay!
4  [2.472] Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  6  toa, masina

Teny iditra (2/3)7  Toamasina
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  9  [3.1] nom français: Tamatave
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  11  toa, masina
Sary 
12 

Teny iditra (3/3)13  Toamasina
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana
Voambolana  16  Pôlitika
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny faritany enina
Sary 
18  19 

Fivaditsoratra  20  amotsiana, anamatosy, Toamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25