Teny iditra | 1 faritany |
Singan-teny | 2 faritra, tany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (fari-tany) A boundary, a landmark. 6 [1.7] a certain territory or region |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] territoire, région |
Ohatra |
8 Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#] 9 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#] 10 Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#] |
Voambolana |
11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny faritany enina |
Fivaditsoratra | 21 atrifany, faritany, fatraiñy, finaitra, fitarany, ifaritan, irifatan, itrifana, nafitray, niafitra, nifarita, nirifata, rifatina, tafariny, tarafiny, tarifina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |