|
|
|
|

Teny iditra1  fasan-drazana
Singan-teny  2  fasana, razana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1]
Tovy hevitra  5  fasan' ny ntaolo
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fasan-drazana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11