Teny iditra | 1 fasan > fasana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a grave, a tomb [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 tombeau, tombe [1.3, 1.8] 6 caveau, mausolée [1.3] |
Ohatra |
7 Ilay fasana|fasako, fasana|fasako ihany fa ny foko dia fasana|fasako koa! Io no fasana|fasako ivelan'ny tany, io no fasana|fasako iray, faharoa!] 8 Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245] 9 Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny fasana io |
Lahatsoratra |
24 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 31 fanasa, fasana |