Teny iditra (1/2) | 1 fatotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) |
Ohatra |
6 io moa dia fatotra fotsiny no hidiny. [2.472#105] 7 ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313#131] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny fatotra io |
Teny iditra (2/2) | 21 fatotra |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Aika voamboatra ary vita amboarany |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] indigo that has been pounded and tied up. |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3#152] indigo préparé en pain ou en gâteau 26 [1.196] Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [Merina] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 29 afatotr, fatotra, fotatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |