|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  fatra-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatratra

Teny iditra (2/9)3  fatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?
Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy!
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a measure for solids and liquids.
7  [1.7] any measure of capacity
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.19] [Tankarana] mesure.
9  [1.8] mesure de capacité
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny fatra io

Teny iditra (3/9)22  fatra
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Taisaka] kijana
havoana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.82] [Taisaka] collines offrant un pâturage

Teny iditra (4/9)26  fatra
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.78] [Bezanozano] teny napetraka, hafatra
Kamban-teny 

Teny iditra (5/9)30  fatra
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.78] [Taimoro] anaran-kazo, hazo manitra
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.196] (du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose. Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie. Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique. Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar). Dans certains dialectes, on prononce fatsa. Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous
Voambolana  34  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (6/9)35  fatra
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.196] Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae). Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc. L'écorce fournit une teinture jaune. Elle entre parfois dans la composition des belahy, ajoutés aux boissons alcooliques. [Betsimisaraka]
Voambolana  38  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/9)40  fatra
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny frantsay  42  [1.196] Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou. [Betsimisaraka]
43  [Tankarana]
Voambolana  44  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/9)46  fatra
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny frantsay  48  [1.196] « arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818). Peut-être aussi un terminalia ? Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar. [Tanosy]
Voambolana  49  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (9/9)50  fatra
Sokajin-teny  51  anarana
Fanazavàna teny frantsay  52  [1.196] Arbre indéterminé. [Mahafaly]
Voambolana  53  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  54  afatr, fatra, fatra-

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08