|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  fe-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fetra

Teny iditra (2/8)3  fe
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.]
7  [1.7] the thigh
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] cuisse
Voambolana  9  Haiaina
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny fe io

Teny iditra (3/8)41  fe
Sokajin-teny  42  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  43  [1.78] [Tanosy] nefa
44  [1.78] [Bara] fa, nefa
45  [1.1] "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona
Fanazavàna teny anglisy  46  [1.2] used for the conjunction fa

Teny iditra (4/8)47  fe
Sokajin-teny  48  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  49  [1.78] [Taimoro] hajambana
jamba
50  [1.78] [Taisaka, Bara, Tanala] jamba
Fanazavàna teny frantsay  51  [1.82] [Taisaka] aveugle

Teny iditra (5/8)52  fe
Sokajin-teny  53  anarana
Fanazavàna teny anglisy  54  [1.2] [Provincial] for tolana

Teny iditra (6/8)55  fe
Sokajin-teny  56  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  57  [1.1] Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa)
Fanazavàna teny anglisy  58  [1.7] used for emphasis as follows: tenikofelehibe, manaofemanao
Fanazavàna teny frantsay  59  [1.3, 1.8] comme-ci comme-çà
60  [1.3] Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût)
Kamban-teny 

Teny iditra (7/8)70  fe
Sokajin-teny  71  anarana
Fanazavàna teny frantsay  72  [1.196] arbre indéterminé [Betsimisaraka]
Voambolana  73  Haizavamaniry

Teny iditra (8/8)74  Fe    
Sokajin-teny  75  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  76  [3.1] Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  77  [3.1] iron
Fanazavàna teny frantsay  78  [3.1] fer
Voambolana  79  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  80  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02