|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  felana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny atin' ny ravina mitapelaka: Maitso tanora mahafinaritra ny felan' itỳ ravinkazo
Vonin-javamaniry mivelatra: Efa ho vaky felana itỳ voninkazo itỳ
Fanaovana teny mamy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] pétale
5  [1.196] En Imerina, il signifie épanouissement, anthèse d'une fleur ; alors que dans les autres régions, c'est le nom de la fleur elle-même (vony en Imerina). Toutefois, on dit felana (et non vony) en Imerina pour certaines plantes ; par exemple le haricot : felan-tsaramaso ; la vanille : felam-banila. Dans ce cas, on emploie aussi le verbe mamela pour fleurir, et non mamony (de vony).
Ohatra  6  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817]
7  Vetivety foana anefa dia indro nisy lehilahy ranjanana anankiray mitafy tapaka ary mirongo felana niakatra ny Rovany. [2.895]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
Tovy hevitra  12  felam-bony
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  19  Felana (Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa)
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny felana io

Teny iditra (2/3)21  felana
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] Akorandriaka na volafotsy fanaon' ny lehilahy Sakalava amin' ny handriny ho haingo na ody
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.19] [Tankarana] coquillage qui sert d'ornement.
25  [2.605] Coquillage provenant de la mer et de forme petite, est détenu par les indigènes pour leur soi-disant permettre d'atteindre un grand âge. Une variété de coquillage, beaucoup plus grand est porte par les Sakalava, Bara etc..• sur le front ou attaché aux cheveux en guise d'ornement. "Malaimisaraka", "Tongahasina" et "Felana" s'assemblent avec "Fenana" pour la formation de l'amulette. Les personnes placées sous son influence sont soumises aux mêmes obligations que pour "Samalama".

Teny iditra (3/3)26  Felana
Singan-teny  27  felana
Sokajin-teny  28  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  29  Haisoratra: boky
Mpanoratra  30  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Fivaditsoratra  31  alefan, faleña, fanela, felana, Felana, nalefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08