|
|
|
|

Teny iditra1  felatanana
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  fela, tanana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Ny atin' ny tanana: Sasao fa maloto izany felatananao izany
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] [fela tanana] The palm of the hand.
13  [1.7] the palm of the hand
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.8] la paume de la main
Voambolana  15  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny felatanana io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10