Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : felatanana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza misolo voina ny akalana ka Aza misolo voina ny akalana ka Mandidy hena ambony fe ka misolo vaika ny akalana. [2.558 #2067] Misolo voina ny akalana ka mikapa hena ambony fe. [1.1] Misolo voina ny akalana, ka mikapa hena ambony lohalika. [2.415] Misolo voina ny akalana, ka mitetika ambony felatanana. [2.415] Misolo voina ny akalana: mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #1837] Misolo voina ny akalana ve no Saro-po amin' akalana, ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona manao mosalahy izay tsy manahy kely akory ny zavatra mety hahavoa azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Épargner le billot et découper la viande sur le genou ou sur la paume de la main. [2.415 #3856]
Ne prenez pas la place du hachoir en découpant la viande sur votre cuisse. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui s'exposent au malheur ou subissent un préjudice, en se portant caution pour d' autres ou en cherchant à les protéger. [2.415 #3856] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Dobo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | (Soyez) La nappe d’eau qui fait office de miroir, la main ouverte aux indigents, le poing qui protège les faibles, la salle où l’on suspend les tambours, le père de la multitude. [2.974 #12] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hianao (anie) no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.653 #1063]
Hianao no papango sasaky ny vorona, ankibe mahaleo ny antsasany, Hianao no papango sasaky ny vorona, ankihibe mahaleo ny an-tsasany, felatanana mangaika ny rantsana. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous êtes le papango prince des oiseaux, le pouce qui fait la moitié du travail, la paume de la main où aboutissent les doigts. [2.974 #342]
Vous êtes l' oiseau de proie papangue qui est la moitié de la gent ailée, vous êtes le pouce qui vaut la moitié de la main, vous êtes la paume de la main qui réunit les doigts. [2.415 #636] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est de vous que dépend toute l' affaire ; paroles qu'on disait aux grands et aussi aux prétentieux. [2.415 #636] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Hianao no dobo Hianao no dobo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Manao felan-tanam-papango : tsy maka Manao felatanam-papango, ka tsy maka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny felatanana mangaika ny rantsana. [2.415 #5204, 2.653 #2224, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La paume de la main relie les doigts. [2.415 #5204] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une personne influente qui fait l'union. [2.415 #5204] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Saro-po amin’ akalana, ka Misolo voina ny akalana : mitetika ambony fela-tanana. [2.653 #2869] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Tsy misy hazo baka mahatohana ny lanitra, na be Tsy misy hazo baka mahatohana ny lanitra, na befelatanana Tsy misy hazo baka mahatohana ny lanitra, na be felatanana mahatakona ny masoandro. [2.415 #3155, 2.653 #3515] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aucun bâton fourchu ne peut soutenir le ciel; aucune feuille de latanier ne peut cacher le soleil. [2.974 #81]
Il n' y a pas d' arbre fourchu qui puisse soutenir le ciel, ni d' homme qui ait les mains assez larges pour cacher le soleil. [2.415 #3155] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||