Teny iditra (1/3) | 1 fety |
Fototeny | 2 ety |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 convenance, consentement, assentiment [1.3#441] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny fety io |
Teny iditra (2/3) | 9 fety |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika 12 Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 a festival, a holiday [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 fête, réjouissance publique [1.8] |
Ohatra |
15 andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348] 16 Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198] 17 Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14] 18 fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 21 Fety |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (olona) |
Anaran' olona |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
24 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 25 Fety, fety, tefy, Fety, fety, tefy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |