|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Fianarantsoa
Singan-teny  2  fianarana, soa
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4  Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
5  izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48]
6  Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499]
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna
Sary 
10 
11  12  13 
14  15 

Teny iditra (2/2)16  Fianarantsoa
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana
Voambolana  19  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny faritany enina
Sary 
27  28 

Fivaditsoratra  29  Fianarantsoa, trano fiasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21